Entrée izany hoe
Partie du discours locution
Mots élémentaires izany, hoe
Explications en malgache izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota [1.1]
Explications en anglais that is to say [1.7]
Explications en français c'est-à-dire [1.8, 1.13]
 i.e.; id est [1.13]
Exemples 
1Izany hoe tsy ho ampy ny vola [2.285]
2mainka moa fa izany hoe hevitro izany [2.4]
3veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona [2.314]
4Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay! [2.324]

Mis à jour le 2023/01/01