|
|
|
|

Teny iditra1  itony
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 this [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 celui-ci, ce [1.8]
Ohatra  6  itony tany no tsotsofina; [2.69]
7  Mankasitraka, fa soa itony. [2.245]
8  Tsy hita itony olona itony. [2.4]
9  Inona izao no anaran' itony? [2.471]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Tovy hevitra  11 itoy
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  13 intoy, itony, 14 toy ny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17