|
|
|
|

Teny iditra1  itoy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ity (zavatra raisina) [Bara] [1.78]
4 misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itoy ~ Itony ka tena zavatra! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 this [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 celui-ci, ce [1.8]
Ohatra  7  Ka nahita hevitsy hoe : - Tsika koahe hiasa laka hisantsika amin'itoy ranobe toy. [2.606]
Tovy hevitra  8 itony
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  10 itio, itoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17