Entrée iray petsapetsa (iray, petsa)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana
¶ olona iray foko
¶ olona miray tetika [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise of the same social level; united [Hallanger 1973]
Traduction française au même niveau de la société [Hallanger 1974]
Exemples Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [Andriamalala: Ranomasina, page 61]

Mis à jour le 2020/07/31