|
|
|
|

Entrée (1/2)1  petsapetsa
Radical  2  petsa
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. [1.1]
Explications en anglais  5  sloppy. [1.2]
6  wet, soaked [1.7]
Explications en français  7  mouillé, trempé [1.8]
Exemples  8  Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  18  2 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)19  petsapetsa
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  Honahona nototofana natao tanimbary [Betsileo] [1.1]

Mis à jour le 2025/10/08