|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  indra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny
4 Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Largeur, épaisseur, côté: Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui) [1.3#279]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  8 indrany
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)10  indra
Sokajin-teny  11  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12 before, previously, whilst [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 avant, auparavant. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/5)14  indra
Sokajin-teny  15  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16 izany [Bezanozano] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (4/5)18  indra
Sokajin-teny  19  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (5/5)21  indrà
Sokajin-teny  22  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  23 na....na..... [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  24 ndra ñy, ndra

Fivaditsoratra  25 Andry, andry, indrà, indra, 26 nidra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08