|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanindrana |
| Fototeny | 2 indra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana: Nifanindrana izahay sy i Dada nankany an-tsaha
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8 mifanindran-dalana |
| Kamban-teny rehetra | 9 mifanindran-dalana |
| Fivaditsoratra | 10 mifanandrina, mifanindrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|