Entrée indra
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny
¶ Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes indrany

Entrée indra
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition anglaise  [Provincial] before, previously, whilst [Richardson 1885]
Définition française  [Tankarana] avant, auparavant. [David 1952 (takila I)]

Entrée indra
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache  [Bezanozano] izany [Rakotosaona 1972]
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée indra
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Dérivations 

Entrée indrà
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache  [Bara] na....na..... [Rakotosaona 1972]
Synonymes ndra ~ ndra ñy

2019/08/17