|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 indreto |
| Fototeny | 2 indry |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-manondro olona na zavatra maro hita eo akaiky na manakaiky: Indreto tonga Ramose mivady, hoy Ikoto tamin' ny namany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 behold! A plural form.
[1.2] 6 here they are! plur. of indry [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 pluriel de indro : les voilà!
[1.3#280] |
| Ohatra |
8 Avia, avia, fa indreto ny sakaizanareo.
[2.69#103]
9 indreto, indreto rahay Neny indreto, indreto. [2.606#195] 10 Ary indreto vatan-dehilahy marobe nanasokera ahy. [2.643#159] |
| Fivaditsoratra | indreto, 11 tendroy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|