|
|
|
|

Teny iditra1  indrabeny
Singan-teny  2 indra, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana indra sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay  5 largeur [1.3]
Ohatra  6  Ny indraben' ny sakamandimby dia irain-jehy ary ny indrakeliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d'épaisseur) [1.3]
7  Folo hakiho no halavan'ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany no indrabeny. [2.996]
Voambolana  8  Toerana
Mpanahaka  9  indrakeliny

Fivaditsoratra  indrabeny, 10 indranibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12