|
|
|
|

Entrée (1/3)1  holatra
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  provocation dissimulée, tournée. [Tankarana] [1.19]
Synonymes  4  ankolatra

Entrée (2/3)5  holatra
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [1.1]
Explications en anglais  8  a scar [1.7]
Explications en français  9  cicatrice [1.3, 1.8, 1.5]
Exemples  10  Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io. [2.472]
11  Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [2.499]
Dérivés 
Verbes actifs :
Tous les mots composés  13  13 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  14  Santé

Entrée (3/3)15  holatra
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [1.1]
Explications en anglais  18  mushrooms; fungus in general [1.7]
Explications en français  19  champignon [1.8]
20  nom générique des champignons [1.3, 1.5]
21  [olatra] (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons :
d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [Taifasy] [1.196]
Exemples  22  dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [2.48]
23  Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470]
Tous les mots composés  24  19 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  25  Botanique
Autres orthographes  26  olatra
Nom scientifique 
Citations  27  Textes citant ce mot

Anagrammes  28 halôtra, halotra, 29 holatra

Mis à jour le 2025/10/14