Entrée (1/4) | 1 hitsy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ 4 Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ 5 Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara 6 Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres | 18 Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy) |
Entrée (2/4) | 19 hitsy |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 fijoroana mahitsy [Taisaka]
[1.78] |
Entrée (3/4) | 22 hitsy |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en français |
24 droite [1.13] |
Vocabulaire |
25 Mathématiques: géométrie |
Mots composés |
|
Entrée (4/4) | 36 hitsy |
Partie du discours | 37 nom |
Explications en malgache |
38 karazan-kazo fanaovan-trano [Taisaka]
[1.78] |
Explications en français |
39 Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulaire |
40 Botanique |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 47 hitsy, tsihy |
Mis à jour le 2023/05/22 |