|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hitsina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 hintsina
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 hitsina |
| Fototeny | 5 hitsy |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise
8 Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana 9 Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles:
11 Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite) [1.3#253] |
| Ohatra |
12 Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie.
[2.332#40]
13 azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty. [2.59#134] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | hitsina, 18 tsihina, 19 tsy nahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|