|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ahitsy |
| Fototeny | 2 hitsy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ
5 Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige
[1.3#253] |
| Ohatra |
7 Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany.
[2.245#71]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 ahitsy |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 ahitra
[Tanosy]
[1.10#A.95] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Équivalent de ahitra
[Tanosy]
[1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | ahitsy, 17 sitahy, 18 tsiahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|