|
|
|
|

Teny iditra1 havana akaiky
Singan-teny  2havana, 3akaiky
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5havana izay mifanakaiky ny fihavanany, toy ny iray tampo, ny zanaky ny iray tampo, sns... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A near relative.. [1.2]
7close relatives. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8proches parents. [1.54]
9parents proches. [1.8]
Voambolana  10 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12