Entrée hatsarana (tsara)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin' ity voninkazo! / Hatsaram-panahin' olona izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise excellence; goodness [Hallanger 1973]
Définition française excellence; bonté [Hallanger 1974]
Synonymes fahatsarana ~ hatsara

Entrée hatsarana (tsara)
Partie du discours nom
Définition malgache Sikidy: Nanao hatsarana tao an' efitra Rainibozy no tratranay [Rajemisa 1985]

2011/10/25