|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahatsarana |
| Fototeny | 2 tsara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 excellence; goodness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 excellence; bonté
[1.8] |
| Ohatra |
6 Ary io fiezahana ao anatiny io no mahatonga fahatsarana amin' ny fiainany, izay toa mamirapiratra amin' ny fihetsiny rehetra
[2.529]
7 Ny fahatsarana rehetra na amin'ny tarehy, na amin'ny fitsanganana na amin'ny toetoetra hafa, dia tampitr' ohatra amin'izany Andriamanitra fa tena tsara tokoa Izy hoy ny Bara. [1.353#] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 hatsarana |
| Fivaditsoratra | fahatsarana, 11 faratsahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|