|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 hary |
| Sokajin-teny | 2 ny ho avin' ny mpamaritra ary |
| Teny iditra (2/6) | 3 hary |
| Sokajin-teny | 4 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Izany manko o!.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6indeed! Really! Is it so?.
[1.2] |
| Teny iditra (3/6) | 7 hary |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin' ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady itỳ trano itỳ.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10accumulated possessions.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11biens accumulés.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/6) | 21 hary |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23nonon' omby.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Voambolana | 24 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (5/6) | 25 hary |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27(même étymologie que harina (1) ; prononciation locale) Nom donné à des arbres qu'on utilise surtout à préparer du charbon de bois :.
28Bridelia pervilleana Baill. 29(Euphorbiaceae) Les feuilles sont employées en infusion contre les maux de tête et pour prévenir les mauvais rêves (Grandidier).. [Bara, Tanala, Betsileo] 30Bridelia pervilleana var. 31humbertii Leandri (Euphorbiaceae). [Tandroy] [1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (6/6) | 33 hary |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
35(de hary : attirer l'attention, se mettre en vedette ; ces bois éclatent avec fracas quand on s'en sert comme combustible) Ce sont surtout :.
36Erythroxylum pervillei Baill. 37(Erythroxylaceae). [Taisaka] 38Strychnos spinosa Lam. 39(Loganiaceae).. [Tandroy] [1.196] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 41 hary, 42 Hira, Hirà, hira, 43 riha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|