|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihary |
| Fototeny | 2 hary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manangona vola na fananana: Aza mitsimpona ny latsaka fa zatovo mbola hihary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to get wealth, to accumulate property.
[1.2] 6 to accumulate possessions [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 amasser des biens, faire des économies:
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mihary, 14 mihirà, mihira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|