|
|
|
|

Teny iditra1  haitraitra
Fototeny  2 haitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness.. [1.2]
6 whim, fancy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile. [1.3]
8 caprice, bizarrerie. [1.8]
Ohatra  9  Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba. [2.471]
10  Rahona be haitraitra! [2.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  21 angetsangetsana, filatro
Mpanahaka  22  aingitraingitra, 23  angentsangentsana, 24  angesongeso, 25  angolangola, 26  angotingoty, 27  arana, 28  hantaratsy, 29  hantahanta, 30  lalampo, 31  sarinditra, 32  siasia, 33  sitrapo, 34  sotroranoantanambazo, 35  tsingolavaitra, 36  vaibaitra
Kamban-teny rehetra  37 be haitraitra
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  39  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09