|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 haga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra)
[Betsileo]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a hat with a brim. (Prov.)
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 6 hagà |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 an amusing tale, a fable, a fiction, a figment. See angano, arira, tantara, hatsikana.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 conte, sornettes
[1.54] |
| Voambolana | 11 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 12 angano, 13 anjabobo, 14 anoano, 15 arira, 16 fasitara, 17 habobo, 18 karijo, 19 tantaravalamaty, 20 taria |
| Fivaditsoratra | hagà, haga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|