Entrée habakabaka (habaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin' ny fiteny mahazatra: Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin' ny habakabaka ny kintana
Explications en anglais amplitude, space, the sky, the firmament. [Richardson 1885]
 the skies, the firmament [Hallanger 1973]
Explications en français le ciel, firmament [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes habaka
Citations 

Entrée habakabaka
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] derrière d'un boeuf. [David: Dialectes (takila H)]

Mis à jour le 2020/07/31