|
|
|
|

Teny iditra 1  gama
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1]
Voambolana  4  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  5 gamatra
Mpanahaka  6  do#ww.sy+do, 7  fa#ww.sy+fa, 8  la#ww.sy.1+la, 9  mi#ww.sy+mi, 10  re#ww.sy.1+re, 11  si#ww.sy.2+si, 12  sol#ww.sy+sol
Sary 
13 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19