Entrée fototeny (fototra, teny)
Partie du discours nom
Définition malgache teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka" [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise (foto-teny) root of a word, etymology. [Richardson 1885]
 (foto-teny) the theme or root of a word [Hallanger 1973]
Traduction française la racine d'un mot [Hallanger 1974]
 radical [SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io. [Ndemahasoa: Antakay, page 29]
2Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. [Razafiarivony: Harivolana, page 88]

Mis à jour le 2020/07/31