Entrée | fotoamborozano > fotoam-borizano | |
Mots élémentaires | fotoana ; borizano | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | [ fotoam-borozano ] Tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [1.1] | |
Explications en français | [ fotoam-borozano ] Ne pas arriver à heure fixe, mais quand on voudra [1.3] | |