|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fotoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina
4 Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho
5 Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady
6 Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy
7 Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 an appointed time. Same as fitoana. [1.2]
9 time; a rendezvous [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé [1.3]
11 le temps; moment; rendez-vous [1.8]
12 temps, date [1.13]
Ohatra  13  Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina. [2.499]
14  Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy. [2.5]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  26 fitoana
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 52 amin' io teny io
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  29 Randzavola: fotoana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)30  fotoana
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32 menstruation [1.13]
Haiendriteny 
33  Tsotra :
34  Tovonana :
Voambolana  35  Haiaina

Teny iditra (3/3)36  fotoana
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny frantsay  38 Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi foto. [Sihanaka, Merina] [1.196]
Voambolana  39  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  41 afotano, fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17