Entrée |
borizano
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [frantsay bourgeois] anarana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila Ankehitriny, ny mpitondra posy sy filanjana ary ny mpitaona entana no lazaina amin' io teny io [1.1]
|
| Tany am-bolahohany, ny nataon' ny Malagasy hoe borozano dia ny lehlahy rehetra tsy miaramila Taoriana dia ny mpilanjy, ny mpitondra entana, ny mpitarika sarety na posiposy no natao izany [1.10]
|
Explications en anglais | Civilians, the common people, those not employed in military service Sometimes used for the carriers of goods from the coast to the capital [1.2]
|
Explications en français | Les civils On donne aussi ce nom aux porteurs de paquets ou de filanjana [1.3]
|
| Tireurs de pousse-pousse [1.5]
|
Exemples |
1 |
[0]
|
2 |
[0]
|
3 | Reny fa mbola hadalain'ny kilonga amin'ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy
[2.470]
|
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Autres orthographes |
Citations |
Proverbes |
|