Entrée |
fokonolona
(foko, olona)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Firaisam-pileovana sy fitondran' ny mponina amin' ny tanàna iray na amin' ny vohitra madinika mifanakaiky ka manan-jo eo anatrehan' ny fanjakana izany fileovana izany. (Nisy taloha olona vitsivitsy nikarakara ny fokonolona natao hoe loholona na ray aman-dreny ny fitambarany, ary iray kosa nofidina ho mpitondra, izay nomena ny anarana hoe mpiadidy na lehiben' ny tanàna na ben' ny tanàna) [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | (fokon-olona) Same as fokom-pirenena, but also applied to people of the same district.
[Richardson 1885]
|
| the community group; its organization [Hallanger 1973]
|
Traduction française | le groupe communal, son organisation [Hallanger 1974]
|
Citations |
|