|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fitana
Fototeny  2 ita
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Rel. s. from mita (ita).] A ford [1.2]
6 the act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué [1.8]
8 traversée
9 conductibilité [1.13]
Mpanahaka  10  fitsakana
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/4)14  fitana
Fototeny  15 tana
Sokajin-teny  16  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 Fomba entimitana: Izao no filana sabatra raha tsy hainao.
18 Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. [1.1]

Teny iditra (3/4)19  fitana
Fototeny  20 tana
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny anglisy  22 provincial for the hand [tanana, held.] [Provincial] [1.2]

Teny iditra (4/4)23  Fitana
Singan-teny  24 fitana
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  26  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  27 fatany, 28 FIANTA, Fitana, fitana, 29 tafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08