Entrée fitsakana (tsaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany
Synonymes fitsaka

Entrée fitsakana (tsaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy

Mis à jour le 2022/04/17