Entrée tsaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 
Citations 

Entrée tsaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tsaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fakana rano eny an-doharano. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

Entrée -tsaka
Partie du discours forme morphologique de saka
Explications en malgache  saka [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31