|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manatsaka |
| Fototeny | 2 hatsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
[1.1] 5 mandidy sisim-boky mba hampitovy azy 6 manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 façonner
9 entailler [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 14 Toe-karena: tonta printy, sary |
| Mpanahaka | 15 mamarana, 16 mampitovytantana, 17 manaratsaka |
| Teny iditra (2/3) | 18 manatsaka |
| Fototeny | 19 tsaka |
| Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 26 manatsakà |
| Fototeny | 27 tsaka |
| Sokajin-teny | 28 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsaka [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | manatsaka, manatsakà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|