|
|
|
|

Entrée1  firenena
Radical  2  reny
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [1.1]
Explications en anglais  5  a nation [1.2, 1.7]
6  a clan, a race, a tribe [1.2]
7  a people [1.7]
Explications en français  8  nation [1.3, 1.8]
9  tribu, caste, peuplade, race, famille [1.3]
10  peuple [1.8]
Exemples  11  Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5]
12  Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503]
Vocabulaire  13  Politique
Morphologie 
14  Simple :
15  Préfixée :
Mots composés 
Titres  29  (Akademiam-pirenena Malagasy)
30  Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations)
31  Rakotonirainy Joseph : Ny Satam-pirenena Malagasy (Rakotonirainy Joseph)
32  Ny Tantaran'ny Firenena Malagasy (Fagereng Edvin)
33  Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona)
Article  34  Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  35  firenena, neferina, nieferan

Mis à jour le 2023/06/11