|
|
|
|

Teny iditra1  fiarakodia
Singan-teny  2 fiara, 3 kodia
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a carriage, a chariot, a wagon, a chaise. [1.2]
7 an automobile [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 automobile [1.8]
Ohatra  9  [2.472#]
10  [2.356#]
11  [2.4#]
Voambolana  12  Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22