Entrée kodia
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Filokan' ny ankizy ny kodia kely ~ Kodia vato no anaran' ny vato atao amin' ny vavahadim-bohitra
Kodiarana
Fivarinana amin' ny ara-tsaina na ara-piainana. [1.1]
Explications en anglais A wheel [1.7]
Explications en français Action de rouler, de se rouler, ce qui roule, les roues, les rouages
Dégringolade au physique et au moral [1.3]
 Roue [1.8]
 Volant [1.13]
Exemples 
1Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366]
2Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin' ny kodia. [2.996]
3Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366]
Dérivés 
Synonymes kodiarana
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/02