|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiantrana |
| Fototeny | 2 antra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra
5 Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 compassion
[1.2, 1.7] 7 charitableness, alms, alms-deeds, pity [1.2] 8 help given to the poor [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 l'action de secourir, l'aumône, le secours:
10 Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes) [1.3#55] 11 secours, aumône [1.8] |
| Ohatra |
12 Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana?
[1.369#]
13 ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470#] 14 Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529#] |
| Voambolana | 15 Ontam-po |
| Lahatsoratra | 16 Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 17 fantarina, 18 fatrañany, fiantrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|