Entrée fehim-pihavanana (fehy, havana)
Partie du discours locution
Définition malgache Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [Rajemisa 1985]
Traduction française lien de parenté [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Synonymes fehim-ponenana

Mis à jour le 2020/07/31