|
|
|
|

Teny iditra1  fehim-ponenana
Singan-teny  2 fehy, 3 fonenana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  7 fehim-pihavanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12