|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  farafara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a stipulation, terms of compact, a condition, an agreement; a clear arrangement, a preliminary arrangement. Perhaps redup. of fara. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 (farafara plus usité)
6 les stipulations, les obligations, les conditions préalables
7 d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  16 fara
Kamban-teny rehetra  17 ambonifarafara

Teny iditra (2/4)18  farafara
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Fandriana avoavo misy tongony ay tsikalany ipetrahan' ny kidoro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 anything made level and high, like a bedstead; a bedstead; the stone shelves in native tombs on which corpses are laid [1.2]
22 a bedstead [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 boiserie d'un lit; lit [1.8]
Ohatra  24  Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa. [2.643#]
25  Vao tonga dia nitombina teo ambony farafara. [2.499]
26  Tonga tao ny farafara ary ny firakofana mafana. [2.895]
27  Tsy nisy ny farafara fa dia ladina an-tany no fatoriany tao. [2.472]
Mpanahaka  28  fandriana
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  31 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly (=> fandriana)

Teny iditra (3/4)32  farafara
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 « Plante parasite dont la fleur longue et rouge a la forme d'une main ou d'une fourchette à cinq branches » (Rochon). Probablement une Loranthacée. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)36  Farafara
Singan-teny  37 farafara
Sokajin-teny  38  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  39  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  farafara, Farafara, 40 rafarafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21