|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamarafara
Fototeny  2 farafara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao teny ierana ifanaovana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to declare beforehand, to foretell, to warn, to caution. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions [1.3]
Ohatra  7  Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy. [2.296#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mamarafarà
Fototeny  13 farafara
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarafara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamarafarà, mamarafara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21