|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fangi-bolana |
| Singan-teny | 2 fangitra, 3 volana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 dihy manao faribolana mifampitantana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[fangibolana]
6 a circle, a circuit. See faribolana
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 farandole en rond
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|