|
|
|
|

Teny iditra1 fanapahana
Fototeny  2tapaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo.
5Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana.
6Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany.
7Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8the act of cutting; the act of deciding; government, authority. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité. [1.8]
10coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation. [1.13]
Ohatra  11 Anaovana fitànana an-tsoratra ny fanapahana nofaranana. [1.320#]
12 Azy ny fanapahana, ka izay ataony mahatrara antitra azy! [2.298#]
Mpanahaka  13 fandidiana
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02