Entrée fandidiana (didy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo
Fandrasana: Fandidian-kena
Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo
Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto
Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany
Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy [1.1]
  [Bezanozano] Antsy [1.78]
Explications en anglais Cutting; surgery;
The act of commanding [1.7]
Explications en français Action de couper; chirurgie
Commandement [1.8]
 Découpage; chirurgie [1.13]
Exemples 
1Jona no fotoana fandidiana vary. [2.442]
2Indraindray dia ilaina ny fandidiana. [2.424]
3Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. [2.508]
Analogues  fanapahana

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/01/26