|
|
|
|

Teny iditra1  fanaovan-jiro
Singan-teny  2 fanaovana, 3 jiro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 zavatra itoeran' ny jiro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [jiro, a lamp.] A lamp. [1.2]
7 a lampstand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 chandelier, pied de lampe [1.8]
Ohatra  9  Noraisin' Idada indray ilay fanaovanjiro faharoa. [2.332#]
Lahatsoratra  10 Randzavola: fanaovan-jiro ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12