|
|
|
|

Entrée fanaovana (tao)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanamboarana: Fanaovana latabatra
Fananganana: Sarotra ny fanaovan-trano
Fahariana: Fanaovana sary, laha teny [1.1]
 Fanomezana bika zavatra iray [1.13]
Explications en anglais The means or way of effecting anything. This word is used in many compounds. [1.2]
Explications en français L'action de faire, de bâtir, de construire, de fabriquer, d'agir, les instruments, le lieu, la cause: Antoandro loatra ny fanaovanareo raharaha (Vous arrivez trop tard pour faire votre travail, pour travailler) ~ Fanaovako sary io (Cela me sert à faire des images) ~ Ento ny fanaovam-biriky (Portez l'instrument, le moule qui sert à faire des briques) ~ Ao ny trano fanaovan-dabiera (Voilà la brasserie) ~ Eto no misy trano fanaovam-printy (L'imprimerie est ici)
Action de mettre, de placer
L'action d'appeler, de donner un nom, de dire
La pensée, la croyance, l'action de regarder comme, de prendre pour [1.3]
 Action, instrument pour faire [1.5]
 Façonnage [1.13]
Exemples 
1Andro araonoan' omby no fanaovana. [1.437]
2Ny fanaovana azy koa dia samihafa. [1.353]
3Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245]
Morphologie 
Simple : fanaovana, fanaovako, fanaovanao, fanaovany, fanaovantsika, fanaovanay, fanaovanareo, fanaovan', fanaovan-, fanaovam-, fanaova-
Préfixée : -panaovana, -panaovako, -panaovanao, -panaovany, -panaovantsika, -panaovanay, -panaovanareo, -panaovan', -panaovan-, -panaovam-, -panaova-
Analogues  fanamboarana

Mis à jour le 2023/06/16