Entrée fanamiana (amy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy
¶ Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina
  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] fitafiana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a uniform
Explications en français  [Hallanger 1974] l'uniforme
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 17] I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy.
2 [Baiboly: 23:029:002/Salamo 29:2..] Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina.

Entrée fanamiana (tamy)
Partie du discours nom
Explications en français  [Abinal 1888] l'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause

Mis à jour le 2020/07/31