Entrée | fanalahidy | ||||||
Mots élémentaires | fanala ; hidy | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana [1.1] | ||||||
Explications en anglais | [hidy, a lock.] a key. See lakile. [1.2] | ||||||
A key [1.7] | |||||||
Explications en français | La clé d'une serrure [1.8] | ||||||
Clé, clef [1.13] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Analogues | fanala gadra ~ lakile | ||||||
Article | Randzavola: fanalahidy ao amin' ny Baiboly | ||||||
Mis à jour le 2023/12/20 |