Entrée famantaranavaratra
Mots élémentaires famantarana ; avaratra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena [1.1]
Explications en anglais The mariner's compass [1.2]
 A compass [1.7]
Explications en français Boussole [1.8]
Exemples Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/15