|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famantarana |
| Fototeny | 2 fantatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka
5 Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra 6 Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 sign, an indication, a mark, a symptom.
[1.2] 8 a sign, an indication, a mark [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 marque
[1.3, 1.8] 10 signe, indication [1.8] 11 signalisation, indice, symptôme [1.13] |
| Ohatra |
12 famantarana fa mpamosavy, hono.
[1.437#]
13 Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy [2.508#] 14 Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena [2.285#] 15 Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona [1.381#] |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 17 Randzavola: famantarana ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | famantarana, 18 manatrafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|