|
|
|
|

Teny iditra1  fahaizana
Fototeny  2 hay
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zavatra hay, fantatra: Olona be fahaizana, hono, iny tovolahy iny
5 Fahalalana voafototra ary ara-tsaina mikasika zavatra iray: Ny fahaizana momba ny marika
6 Fahafahana manao zavatra: Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra
7 Hakingana: Nampiseho fahaizana lehibe izy tamin' izany raharaha izany
8 Fitambaran' ny fahalalana takatry ny sain' ny olombelona mikasika ny zavaboary, ny lalàna mifehy ny zavaboary, sns., izay hitan' ny olo-mahay ombieny ombieny, ka mahatonga ny fiainan' ny taranak' olombelona handroso hatrany: Na manao ahoana na manao ahoana, tsy hahafoana an' Andriamanitra akory ny fahaizana satria ny zavatra nataon' Andriamanitra ihany no dinihiny sy fakafakainy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 ability [1.2, 1.7]
10 cleverness, competency to do anything. Sometimes pronounced fahahaizana. [1.2]
11 skill [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 capacité, habilité [1.8]
13 savoir [1.13]
Ohatra  14  Hay ny fahalalana sy ny fahaizana mety miray dia amin' ny halozana! [2.472]
15  Tsy mahay taratasy I Lidy ary tafatsatoka tao an-tsainy ny lanjan' ny tsy fahaizany. [2.470]
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 8 amin' io teny io

Fivaditsoratra  fahaizana, 19 fahiazana, 20 ifahazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09